Rafieferana Gustave
LALAHARIVONY
May 12, 1955
-
May 5, 2021
Andeha horaiketintsika antsoratra miaraka ireo fotoana mamy niarahana taminy, hiderantsika an'Andriamanitra sy hahatsiarovantsika ny lova sy ireo lesona napetrany hoantsika.(...)
Fitiavana, fanetren-tena, fanaovana asa amin’ny fo sy ampitiavana; ireo no toetra nentin'i LALAHARIVONY niaina sy nanatanteraka ny antson’Andriamanitra nandritra ny androm-piainany na teo anivon'ny fianakaviany izany, na teo anivon'ny fikambanana sy ny fiangonanva izay nisy azy. Noraisiny tamin’ny fo ary nampihariny tamin’ny fiainana ny hafatr’i Paoly ao amin’ny Filipiana 2: 5 hoe “Aoka ho ao aminareo ilay toe-tsaina tao amin’i Kristy Jesoa: ...”
More...
Less...